Isaia 20:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tamin’ny taona nanirahan’i Sargona mpanjakan’i Asyria an’i Tartana* ho ao Asdoda,+ dia niady tamin’i Asdoda izy ka namabo azy.+
20 Tamin’ny taona nanirahan’i Sargona mpanjakan’i Asyria an’i Tartana* ho ao Asdoda,+ dia niady tamin’i Asdoda izy ka namabo azy.+