-
Mika 1:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Hataoko lasa korontam-bato mivangongo eny an-tsaha i Samaria,
Ary ho lasa tany fambolena voaloboka.
Dia hatsipiko* eny an-dohasaha ny vatony,
Ary hataoko miharihary ny fototra iorenany.
-