Hosea 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Horavana+ ny toerana avo ao Beti-avena,+ izay nahatonga ny Israely hanota.+ Hisy tsilo haniry eo amin’ny alitarany.+ Dia hilaza amin’ny tendrombohitra ny olona hoe: ‘Saròny izahay!’, Ary amin’ny havoana hoe: ‘Mianjerà aminay!’+ Amosa 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Aza mivezivezy any* Betela anefa,+Ary aza mankany Gilgala,+ na miampita mankany Beri-sheba.+Fa tsy maintsy hatao sesitany i Gilgala,+Ary ho foana tsy hisy intsony* i Betela. Amosa 8:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Mianiana amin’ny andriamani-dison’i Samaria+ izy ireo, sady miteny hoe:“Raha mbola velona koa ny andriamanitrao, ry Dana!”,+ Sy hoe: “Raha mbola misy koa ny lalana mankany Beri-sheba!”+ Hianjera izy ireo ka tsy ho tafarina intsony.’”+
8 Horavana+ ny toerana avo ao Beti-avena,+ izay nahatonga ny Israely hanota.+ Hisy tsilo haniry eo amin’ny alitarany.+ Dia hilaza amin’ny tendrombohitra ny olona hoe: ‘Saròny izahay!’, Ary amin’ny havoana hoe: ‘Mianjerà aminay!’+
5 Aza mivezivezy any* Betela anefa,+Ary aza mankany Gilgala,+ na miampita mankany Beri-sheba.+Fa tsy maintsy hatao sesitany i Gilgala,+Ary ho foana tsy hisy intsony* i Betela.
14 Mianiana amin’ny andriamani-dison’i Samaria+ izy ireo, sady miteny hoe:“Raha mbola velona koa ny andriamanitrao, ry Dana!”,+ Sy hoe: “Raha mbola misy koa ny lalana mankany Beri-sheba!”+ Hianjera izy ireo ka tsy ho tafarina intsony.’”+