-
Amosa 6:9, 10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 “‘“Ary raha folo lahy sisa no ao amin’ny trano iray, dia ho faty koa ireo. 10 Havoakan’ny havany* ny fatin’izy ireo ka hodorany tsirairay. Havoakany avy ao an-trano ny fatin’izy ireo,* ka hiteny amin’izay olona ao amin’ilay efitrano anatiny indrindra izy hoe: ‘Mbola misy olona ve ao aminao ao?’ Dia hamaly io hoe: ‘Tsy misy!’ Ary hoy indray izy: ‘Mangìna! Fa tsy izao intsony no fotoana iantsoana ny anaran’i Jehovah.’”
-