Ezekiela 26:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ry zanak’olona, izao no nolazain’i Tyro momba an’i Jerosalema:+ ‘Tsara ho azy izay! Nirodana ilay vavahadin’ny firenena!+ Mba anjarako indray izao ny hanan-karena be, satria izy efa rava.’
2 “Ry zanak’olona, izao no nolazain’i Tyro momba an’i Jerosalema:+ ‘Tsara ho azy izay! Nirodana ilay vavahadin’ny firenena!+ Mba anjarako indray izao ny hanan-karena be, satria izy efa rava.’