-
Hosea 4:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Hisaona àry ny tany,+
Ary ho reraka tsikelikely ny olona ao ka efa ho faty daholo.
Dia ho faty ny bibidia sy ny voro-manidina,
Ary na ny trondro any an-dranomasina koa aza.
-