Joba 36:27, 28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ampiakariny ireo piti-drano;+Lasa zavona ireny, ka tonga orana;28 Dia araraky ny rahona+ izany,Ka mirotsaka amin’ny olombelona. Salamo 135:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mampiakatra rahona* avy any amin’ny faran’ny tany izy,Sady manao tselatra* ho an’ny orana;Avoakany avy ao amin’ny trano fitehirizany azy ny rivotra.+
27 Ampiakariny ireo piti-drano;+Lasa zavona ireny, ka tonga orana;28 Dia araraky ny rahona+ izany,Ka mirotsaka amin’ny olombelona.
7 Mampiakatra rahona* avy any amin’ny faran’ny tany izy,Sady manao tselatra* ho an’ny orana;Avoakany avy ao amin’ny trano fitehirizany azy ny rivotra.+