-
Isaia 62:8, 9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Efa nanangana ny tanany ankavanana sy ny sandriny mahery i Jehovah, ka nianiana hoe:
“Tsy homeko ho sakafon’ny fahavalonao intsony ny varimbazahanao,
Ary tsy hosotroin’ny hafa firenena intsony ny divainao vaovao, izay efa nisasaranao.+
9 Fa izay mijinja azy ihany no hihinana azy, ka hidera an’i Jehovah.
Dia izay mioty azy ihany no hisotro azy ao amin’ny tokotaniko masina.”+
-