FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 60:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ho lasa olo-marina daholo ny vahoakanao,

      Ary ho fananan’izy ireo mandrakizay ilay tany.

      Tsimoka avy amin’izay namboleko izy ireo,

      Sady asan’ny tanako+ mba hahatsara tarehy ahy.+

  • Ezekiela 34:27, 28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Hamoa ny hazo eny an-tsaha, ary hamokatra ny tany.+ Ary hiadana sy hilamina izy ireo ao amin’ilay tany. Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah rehefa tapahiko ny ziogany,+ ka hovonjeko amin’izay manandevo azy izy. 28 Tsy hataon’ny firenena remby intsony izy ireo, ary tsy hihinana azy ny bibidia eny ambonin’ny tany. Hiadana sy hilamina izy ireo, ka tsy hisy hampatahotra azy.+

  • Ezekiela 37:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara