Amosa 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Henoy izao, ry ombivavin’i BasanaEo amin’ny tendrombohitr’i Samaria,+Dia ianareo vehivavy manambaka ny madinika+ sady mampahory ny mahantra,Ary milaza amin’ny vadinareo* hoe: ‘Mitondrà zavatra hosotroina!’
4 “Henoy izao, ry ombivavin’i BasanaEo amin’ny tendrombohitr’i Samaria,+Dia ianareo vehivavy manambaka ny madinika+ sady mampahory ny mahantra,Ary milaza amin’ny vadinareo* hoe: ‘Mitondrà zavatra hosotroina!’