Hosea 8:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Vao mainka nanao alitara be dia be i Efraima ka nanota.+ Nihamaro ny alitarany ka vao mainka izy ireo nanota.+ Hosea 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Voaloboka efa simba* ny Israely, sady mamoa.+ Rehefa mihabetsaka ny voany, dia vao mainka manao alitara be dia be izy.+Rehefa mihamamokatra ny taniny, dia vao mainka ataony tsara tarehy ny tsato-kazony masina.+
11 Vao mainka nanao alitara be dia be i Efraima ka nanota.+ Nihamaro ny alitarany ka vao mainka izy ireo nanota.+
10 “Voaloboka efa simba* ny Israely, sady mamoa.+ Rehefa mihabetsaka ny voany, dia vao mainka manao alitara be dia be izy.+Rehefa mihamamokatra ny taniny, dia vao mainka ataony tsara tarehy ny tsato-kazony masina.+