-
Genesisy 6:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Dia hoy Andriamanitra tamin’i Noa: “Tapa-kevitra aho fa handringana ny nofo rehetra, satria feno herisetra ny tany. Dia haringako izy ireo, ary hosimbako koa ny tany.+
-
-
Genesisy 18:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Ary hoy i Jehovah: “Dia hafeniko amin’i Abrahama ve ny zavatra hataoko?+
-
-
Isaia 42:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Jereo fa efa tanteraka ny zavatra nolazaina taloha be,
Fa milaza zava-baovao kosa aho izao.
Mbola tsy mipoitra ireny, dia efa teneniko anareo.”+
-
-
Daniela 9:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Dia nanampy ahy hahazo ny dikan’ny zava-drehetra izy, ka niteny hoe:
“Ry Daniela ô, tonga aho mba hanampy anao hahafantatra sy hahazo tsara kokoa ny dikan’ny zava-drehetra.
-