Jeremia 20:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Amosa 7:14, 15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia hoy i Amosa tamin’i Amazia: “Sady tsy mpaminany aho no tsy zanaka mpaminany. Fa mpiandry ondry aho+ ary nikarakara* aviavidia. 15 Nalain’i Jehovah teny am-piandrasana ondry anefa aho. Dia hoy i Jehovah tamiko: ‘Mandehana maminany amin’ny Israely vahoakako.’+ Asan’ny Apostoly 4:19, 20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
14 Dia hoy i Amosa tamin’i Amazia: “Sady tsy mpaminany aho no tsy zanaka mpaminany. Fa mpiandry ondry aho+ ary nikarakara* aviavidia. 15 Nalain’i Jehovah teny am-piandrasana ondry anefa aho. Dia hoy i Jehovah tamiko: ‘Mandehana maminany amin’ny Israely vahoakako.’+