Hosea 8:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Vao mainka nanao alitara be dia be i Efraima ka nanota.+ Nihamaro ny alitarany ka vao mainka izy ireo nanota.+ Hosea 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Manolotra fanatitra atao fanomezana ho ahy izy ireo, dia mihinana ny henan’ilay fanatitra.Tsy tian’i Jehovah anefa ireny fanatitra ireny.+ Hahatsiaro ny fahadisoan’izy ireo izy, ka hanasazy azy noho izy nanota.+ Niverina tany* Ejipta izy ireo.+
11 Vao mainka nanao alitara be dia be i Efraima ka nanota.+ Nihamaro ny alitarany ka vao mainka izy ireo nanota.+
13 Manolotra fanatitra atao fanomezana ho ahy izy ireo, dia mihinana ny henan’ilay fanatitra.Tsy tian’i Jehovah anefa ireny fanatitra ireny.+ Hahatsiaro ny fahadisoan’izy ireo izy, ka hanasazy azy noho izy nanota.+ Niverina tany* Ejipta izy ireo.+