-
1 Mpanjaka 18:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Hoy i Ahaba tamin’i Obadia: “Mandehana tetezo ny tany, any amin’ny loharano rehetra sy ny lohasaha* rehetra. Angamba hahita ahi-maitso ampy tsara ho an’ny soavaly sy ramole isika, ka ho voatsimbina ny ain’izy ireo ary tsy ho ripaka ny biby fiompintsika.”
-