-
Deoteronomia 28:40Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
40 Hanana hazo oliva ianao manerana ny taninao, nefa tsy hihosotra menaka satria hihintsana ny olivanao.
-
-
Deoteronomia 28:42Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
42 Ho rakotra bibikely mifanaretsaka* ny hazonao rehetra sy ny vokatry ny taninao.
-