2 Mpanjaka 13:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy nisy afa-tsy mpitaingin-tsoavaly 50 sy kalesy 10 ary miaramila 10 000 mpandeha an-tongotra tao amin’ny tafik’i Joahaza. Naringan’ny mpanjakan’i Syria mantsy ny ankamaroan’ny tafiny,+ ka nohosihoseny toy ny vovoka eny am-pamoloana.+
7 Tsy nisy afa-tsy mpitaingin-tsoavaly 50 sy kalesy 10 ary miaramila 10 000 mpandeha an-tongotra tao amin’ny tafik’i Joahaza. Naringan’ny mpanjakan’i Syria mantsy ny ankamaroan’ny tafiny,+ ka nohosihoseny toy ny vovoka eny am-pamoloana.+