-
2 Mpanjaka 24:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Nandritra izany fotoana izany, dia niakatra hamely an’i Jerosalema ny mpanompon’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona. Ary nataon’izy ireo fahirano ilay tanàna.+
-
-
2 Mpanjaka 24:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Nentin’ny mpanjakan’i Babylona natao sesitany tany Babylona daholo koa ny miaramila 7 000, ary ny mpanao asa tanana sy mpanefy* niisa 1 000, izay samy lehilahy matanjaka sady voaofana hiady.
-