-
Eksodosy 9:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Koa izay mpanompon’i Farao natahotra ny tenin’i Jehovah, dia nampiditra haingana ny mpanompony sy ny biby fiompiny tany an-trano.
-
-
Lioka 11:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Hiaraka hitsangana amin’ity taranaka ity ny mponin’i Ninive amin’ny Andro Fitsarana ka hanameloka azy. Nibebaka mantsy izy ireo rehefa nitory taminy i Jona.+ Misy lehibe noho i Jona anefa eto.
-