Jona 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nankatò ny tenin’i Jehovah+ i Jona ka nankany Ninive.+ Tanàna lehibe* izy io, ka tsy vita ny nitety azy raha tsy dia an-tongotra telo andro.
3 Dia nankatò ny tenin’i Jehovah+ i Jona ka nankany Ninive.+ Tanàna lehibe* izy io, ka tsy vita ny nitety azy raha tsy dia an-tongotra telo andro.