-
Salamo 25:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ataovy izay handehanako amin’ny fahamarinanao ary ampianaro aho,+
Fa ianao no Andriamanitra mpamonjy ahy.
ו [Vao]
Ianao no antenaiko tontolo andro.
-
-
Salamo 62:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
62 Andriamanitra tokoa no andrasako amim-panginana.
Izy no hamonjy ahy.+
-