-
1 Mpanjaka 22:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Dia hoy ny mpanjakan’ny Israely tamin’i Josafata: “Mbola misy lehilahy iray any azontsika asaina manontany an’i Jehovah.+ I Mikaia zanak’i Jimla! Halako anefa izy+ satria tsy mba maminany zavatra tsara momba ahy mihitsy fa zava-dratsy foana.”+ Hoy anefa i Josafata: “Aza dia miteny hoatr’izany, ry mpanjaka ô!”
-
-
Amosa 5:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Halanareo ny olona mananatra eo am-bavahadin’ny tanàna,
Ary tsy tianareo izay milaza ny marina.+
-