-
2 Mpanjaka 17:7, 8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Nitranga izany satria ny vahoakan’Israely nanota tamin’i Jehovah Andriamaniny, izay nitondra azy niakatra avy tany Ejipta avy teo ambany fahefan’i Farao mpanjakan’i Ejipta.+ Nanompo* andriamani-kafa+ izy ireo, 8 sady nanaraka ny fombafomban’ireo firenena noroahin’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny Israelita. Nanaraka ny fombafomba noforonin’ny mpanjakan’ny Israely koa izy ireo.
-