7 Rehefa nitarika ny vahoakanao ianao, Andriamanitra ô,+
Ka nandeha namakivaky ny tany efitra, (Sela)
8 Dia nihovotrovotra ny tany;+
Nandrotsaka orana ny lanitra satria teo Andriamanitra.
Nihovotrovotra i Sinay satria teo Andriamanitra, dia ilay Andriamanitry ny Israely.+