-
2 Tantara 16:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Angaha moa ny Etiopianina sy ny Libyanina tsy tafika lehibe sady nanana kalesy sy mpitaingin-tsoavaly be dia be? Niantehitra tamin’i Jehovah anefa ianao, ka nataony resinao ry zareo.+
-
-
Jeremia 46:8, 9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Miakatra toy ny Reniranon’i Neily i Ejipta,+
Toy ny renirano tondraka be.
Hoy izy: ‘Hiakatra aho ka hanafotra ny tany.
Horavako ny tanàna ary haringako ny mponina ao.’
9 Miakara, ry soavaly!
Aoka ianareo hiriotra mafy toy ny adala, ry kalesy!
-