4 Dia ho hoatr’izany koa ny Ejipsianina hatao babo+ sy ny Etiopianina hatao sesitany, na ny ankizilahy na ny lehilahy efa antitra. Hitanjaka sy tsy hanao kapa ary hiseho fitombenana izy ireo rehefa entin’ny mpanjakan’i Asyria, ka ho afa-baraka i Ejipta.