-
2 Tantara 32:3, 4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 dia nanontaniany ny andrianany sy ny miaramilany, ka nanapa-kevitra izy avy eo hoe hotampenana ireo loharano tany ivelan’ny tanàna.+ Dia nanohana azy izy ireo. 4 Ary be dia be ny olona niaraka nanentsina ny loharano rehetra sy ny rano nikoriana namakivaky an’ilay tany. Hoy mantsy izy ireo: “Aleo tsy avela hahita rano be dia be ny mpanjakan’i Asyria rehefa tonga.”
-