Nahoma 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hoatran’ny dobo i Ninive+ hatramin’izay nisiany.Mandositra anefa izao ny olona. Misy miantsoantso hoe: “Mijanòna e! Mijanòna re e!”, Nefa tsy misy mitodika.+
8 Hoatran’ny dobo i Ninive+ hatramin’izay nisiany.Mandositra anefa izao ny olona. Misy miantsoantso hoe: “Mijanòna e! Mijanòna re e!”, Nefa tsy misy mitodika.+