-
Joba 38:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Ka nilaza hoe: ‘Hatreto ihany no azonao aleha fa tsy mahazo mihoatra,
Ary eto no hijanona ny onjanao misamboaravoara’?+
-
-
Salamo 104:6, 7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Nampitafianao azy toy ny akanjo ny rano lalina.+
Nandifotra tendrombohitra ny rano.
7 Noteneninao mafy ny rano ka nandositra;+
Naheno ny feon’ny kotroka nalefanao ireny, ka nirifatra nitsoaka
-
Salamo 107:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Mampitony ny tafio-drivotra izy,
Dia tsy misamboaravoara intsony ny onjan-dranomasina.+
-
-
-