36 Izay maneho finoana ny Zanaka dia hahazo fiainana mandrakizay.+ Izay tsy mankatò ny Zanaka kosa tsy hahazo fiainana,+ fa ho tezitra aminy foana Andriamanitra.+
17 Fa aharihary amin’ny alalan’izy io hoe manao ny rariny Andriamanitra. Dia hitan’ireo manam-pinoana izany ka vao mainka mitombo ny finoany,+ araka ny voasoratra hoe: “Ny olo-marina anefa ho velona satria manam-pinoana.”+