-
Salamo 76:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Avy tany an-danitra ianao no nanambara didim-pitsarana;+
Natahotra ny tany ka nangina+
-
Salamo 115:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Any an-danitra ny Andriamanitray,
Ary ataony izay rehetra tiany.
-
-
Zakaria 2:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Mangìna eo anatrehan’i Jehovah, ry olombelona* rehetra, fa miala avy ao amin’ny fonenany masina izy mba hanao zavatra.
-
-
-