22 Nankany amin’i Holda mpaminanivavy+ àry i Hilkia sy ny olona nirahin’ny mpanjaka. Vadin’i Saloma zanak’i Tikva zanak’i Harasa i Holda, ary mpikarakara ny fitoeran’akanjo i Saloma. Nipetraka tao amin’ny tanàna vaovao tao Jerosalema i Holda, ka tao izy ireo no niresaka taminy.+