-
Ezekiela 25:16, 17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hanatsotra ny tanako hamely ny Filistinina+ aho, ka horinganiko ny Keretita,+ ary haripako ny mponina sisa any amoron-tsiraka.+ 17 Hataoko mahita faisana izy ireo rehefa mamaly faty azy aho, ka hanamparako ny hatezerako izy rehefa faiziko. Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah, rehefa mamaly ny nataony aho.”’”
-