FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 48:26, 27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 ‘Ataovy izay hahamamo azy,+ fa mirehareha manohitra an’i Jehovah izy.+

      Mihosinkosina ao anaty loany i Moaba,

      Ary ataon’ny olona fihomehezana.

      27 Fa angaha moa ny Israely tsy nataonao fihomehezana?+

      Tratra niaraka tamin’ny mpangalatra angaha izy

      No mihivingivin-doha ianao sady miampanga azy?

  • Ezekiela 25:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Satria i Moaba+ sy Seira+ niteny hoe: “Hay hoatran’ny firenen-drehetra ihany ny taranak’i Joda!”, 9 dia havelako hisy hanafika ny tanàna eny amin’ny sisin-tanin’i* Moaba, dia ny tanàna tsara indrindra any,* anisan’izany i Beti-jesimota sy Bala-meona ary na dia i Kiriataima aza.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara