FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Amosa 1:13-15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Izao no tenin’i Jehovah:

      ‘“Tsy hovako ny didim-pitsarako satria nikomy intelo ny Amonita,+ inefatra mihitsy aza.

      Notatahany mantsy ny kibon’ny vehivavy bevohoka tao Gileada, mba hanitarany ny taniny.+

      14 Dia handefasako afo ny mandan’i Raba,+

      Ka ho levon’ny afo ny tilikambony voaro mafy.

      Hisy antso fanairana amin’ny andro hisian’ny ady,

      Ary hisy tafio-drivotra mahery amin’ny andro hisian’ny oram-baratra.

      15 Ary hatao sesitany ny mpanjakan’izy ireo sy ny andrianany”,+ hoy i Jehovah.’

  • Joda 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nanao hoatran’ireny anjely ireny koa i Sodoma sy Gomora ary ny tanàna nanodidina azy. Nanaram-po tamin’ny fijangajangana* tena mamoafady mantsy izy ireo, sady nanatanteraka ny fanirian’ny nofony mba hanao zavatra tsy fanao.+ Afo maharitra mandrakizay* no saziny, ka lasa anatra ho antsika izy ireo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara