-
Nahoma 3:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Hahita loza ilay tanàna mpandatsa-dra!
Mamitaka sy mandroba daholo ny olona ao,
Sady manana haza foana.
-
-
Nahoma 3:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Tsy mety tapitra mihitsy ny loza manjo anao.
Tsy ho sitrana intsony ny ferinao.
-