FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 22:25, 26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Miray tetika ny mpaminany ao aminao,+ hoatran’ny liona mierona sady mamiravira remby.+ Mihinana olona izy ireo, dia maka an-keriny harena sy zava-tsarobidy. Lasa be dia be ny vehivavy maty vady ao aminao noho ny nataon’izy ireo. 26 Mandika ny lalàko ny mpisorona ao aminao,+ sady manazimbazimba ny toerako masina foana.+ Tsy avahany amin’ny zavatra tsy masina koa ny zavatra masina.+ Dia tsy mampahafantatra ny atao hoe maloto sy madio izy ireo.+ Tsy mety manaja ny sabatako izy ireo, ary zimbazimbainy aho.

  • Mika 3:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Mba henoy izao, ry lohany eo amin’ny taranak’i Jakoba,

      Sy ianareo mpitondra eo amin’ny taranak’Israely,+

      Ianareo mankahala ny rariny sy manolana an’izay rehetra mahitsy,+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara