FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 23:6, 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Koa manàna herim-po* hankatoavana sy hanarahana an’izay rehetra voasoratra ao amin’ny boky misy ny Lalàn’i Mosesy,+ ka aza miala amin’izany mihitsy, na mivily miankavanana na miankavia.+ 7 Ary aza mifanerasera mihitsy amin’ireo firenena+ mbola tavela eo aminareo ireo. Aza tononina na dia ny anaran’ny andriamaniny aza,+ ary aza mianiana amin’ny anaran’izy ireny. Aza manompo an’ireny mihitsy na miankohoka aminy.+

  • 1 Mpanjaka 11:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Hanao an’izany aho satria nahafoy ahy+ izy ireo ka niankohoka teo anatrehan’i Astarta andriamanibavin’ny Sidonianina, sy Kemosy andriamanitr’i Moaba, ary Milkoma andriamanitry ny Amonita. Ary tsy nandeha tamin’ny lalana natoroko izy ireo, ka tsy nanao izay tsara teo imasoko sady tsy nankatò ny didiko sy ny didim-pitsarako, tsy mba hoatran’i Davida rainy.

  • Jeremia 49:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 Izao no lazain’i Jehovah momba ny Amonita:+

      “Tsy manan-janaka lahy angaha ny Israely?

      Tsy manana mpandova angaha izy?

      Koa nahoana no alain’i Malkama+ ny tanin’i Gada?+

      Ary nahoana ny vahoakany no mipetraka ao amin’ireo tanànan’ny Israely?”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara