-
1 Tantara 3:17-19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Ireto avy ny zanakalahin’i Jekonia tamin’izy nigadra: Sealtiela, 18 Malkirama, Pedaia, Senazara, Jekamia, Hosama, ary Nedabia. 19 Ny zanakalahin’i Pedaia dia i Zerobabela+ sy Simey. Ary ny zanakalahin’i Zerobabela dia i Mesolama sy Hanania. I Selomita no anabavin’izy ireo.
-