-
Zakaria 6:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Ary ho tonga ny avy lavitra, ka handray anjara amin’ny fanorenana ny tempolin’i Jehovah koa.” Dia ho fantatrareo fa i Jehovah Tompon’ny tafika no naniraka ahy ho atỳ aminareo. Ho tanteraka izany, raha tena mihaino ny tenin’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo.’”
-