-
Isaia 60:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Fa ho ringana izay firenena sy fanjakana tsy hanompo anao,
Ary ho rava tanteraka ireo firenena.+
-
-
Zefania 3:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 ‘Koa miandrasa* ahy’,+ hoy i Jehovah,
‘Mandra-pahatongan’ny andro hitsanganako handroba.*
Fa izao no didim-pitsarako: Hangoniko ireo firenena ary hovoriko ireo fanjakana,
Dia hisafoaka amin’izy ireo aho ka hanampatra ny hatezerako rehetra aminy.+
Fa toy ny afo ny fahatezerako ka handevona ny tany manontolo.+
-