FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 12:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Mihorakoraha sy mihobia, ry mponin’i Ziona,

      Fa lehibe Ilay Masin’ny Israely eo anivonareo.”

  • Joela 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia ho fantatrareo fa izaho no Jehovah Andriamanitrareo izay mipetraka ao Ziona, tendrombohitro masina.+

      Ho lasa toerana masina i Jerosalema,+

      Ka tsy hisy vahiny* handalo ao intsony.+

  • Zakaria 2:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Firenena maro no hiandany amin’i Jehovah amin’izany andro izany,+ ka ho lasa vahoakako. Dia honina eo aminao aho.” Ary ho fantatrao fa i Jehovah Tompon’ny tafika no naniraka ahy ho atỳ aminao.

  • Zakaria 8:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hoentiko any Jerosalema izy ireo ka hipetraka ao.+ Dia ho vahoakako izy ireo, ary izaho izay manao ny marina* sy mahitsy no ho Andriamaniny.’”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara