-
Jeremia 48:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Tsy nisy nanakorontana efa hatramin’izy mbola kely ny Moabita,
Toy ny divay tsy nahetsiketsika ka mihandrona eny ambany ny faikany.
Mbola tsy nafindra tao amin’ny siny hafa izy ireo,
Ary mbola tsy natao sesitany mihitsy.
Izany no tsy mampiova ny tsirony
Sy ny fofony.
-
-
Zakaria 1:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Ary hoy izy ireo tamin’ilay anjelin’i Jehovah nijanona teny amin’ireo hazo mirta: “Efa nivezivezy teny ambonin’ny tany izahay, ka hitanay fa milamina tsara tsy misy korontana ny tany manontolo.”+
-