-
Mika 5:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Hanainga ny tananao eo ambonin’ny fahavalonao ianao satria ho resinao ireny,
Ka ho ringana ny fahavalonao rehetra.”
-
-
Zakaria 10:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ho lasa hoatran’ny miaramila izy ireo,
Ka hanitsaka fotaka eny an-dalambe, rehefa any an’ady.
-
-
Zakaria 12:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Amin’izany andro izany, dia hataoko hoatran’ny vilany feno vainafo any an’ala ny lehibem-pokon’i Joda, sady hataoko hoatran’ny fanilo mirehitra eny amin’ny varimbazaha milahadahatra vao avy nojinjaina.+ Dia hodorany ny firenena rehetra manodidina, na ny eny ankavanany na ny eny ankaviany.+ Ary ny mponin’i Jerosalema dia mbola hipetraka any amin’ny toerana nisy azy* ihany, izany hoe ao Jerosalema.+
-