FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 66:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Hahita an’izany ianareo ka ho faly ny fonareo,

      Dia hitombo tsara toy ny ahitra vao maniry ny taolanareo.

      Ary ny tanan’i* Jehovah dia ho fantatry ny mpanompony,

      Fa ny fahavalony kosa homelohiny.”+

  • Zefania 3:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Mihobia, ry Ziona zanakavavy ô!

      Manaova horakora-pandresena, ry Israely ô!+

      Mifalia sy miravoravoa amin’ny fonao manontolo, ry Jerosalema zanakavavy ô!+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara