Isaia 11:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hosarahin’i* Jehovah ny hoalan’ny* ranomasin’i Ejipta,+Ary hambanany amin’ny tanany ny Renirano.*+ Ny fofonainy mahamay no hamelezany azy eo amin’ireo* sampany fito,Dia hataony afaka miampita eo tsy miala kapa akory ny olona.
15 Hosarahin’i* Jehovah ny hoalan’ny* ranomasin’i Ejipta,+Ary hambanany amin’ny tanany ny Renirano.*+ Ny fofonainy mahamay no hamelezany azy eo amin’ireo* sampany fito,Dia hataony afaka miampita eo tsy miala kapa akory ny olona.