-
Isaia 45:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Hilaza koa izy ireo hoe: ‘Manao ny rariny sy mahery foana i Jehovah.
Ho tonga eo anatrehany sady ho menatra izay rehetra tezitra aminy.
-