Zakaria 11:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia niandry ny andian’ondry natao hovonoina aho,+ mba hahasoa anareo, ry andian’ondry nampahorina. Naka tehina roa àry aho, ka ny iray nantsoiko hoe Imahafinaritra, ary ny iray hoe Firaisan-kina.+ Dia nandrasako ny andian’ondry.
7 Dia niandry ny andian’ondry natao hovonoina aho,+ mba hahasoa anareo, ry andian’ondry nampahorina. Naka tehina roa àry aho, ka ny iray nantsoiko hoe Imahafinaritra, ary ny iray hoe Firaisan-kina.+ Dia nandrasako ny andian’ondry.