Matio 27:5, 6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Asan’ny Apostoly 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 —Izany lehilahy izany ilay nividy saha tamin’ny karama azony tamin’ny tsy fahamarinana.+ Ary nianjera izy ka ny lohany no lasa aloha. Dia nipoaka* ny vatany, ka nipotsaka daholo ny tao anatiny.+
18 —Izany lehilahy izany ilay nividy saha tamin’ny karama azony tamin’ny tsy fahamarinana.+ Ary nianjera izy ka ny lohany no lasa aloha. Dia nipoaka* ny vatany, ka nipotsaka daholo ny tao anatiny.+