-
Jaona 10:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Ny mpikarama indray rehefa mahita amboadia manatona, dia ilaozany ny ondry ka mandositra izy, satria tsy mpiandry izy sady tsy tompon’ny ondry. Dia rambasan’ny amboadia ny ondry ka miparitaka.
-